|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsantsana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Feo mikiakiaka
4 Hamailaham-bava izay sady mikarantsana no mampiseho hasiahana koa. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  12  Feo

Teny iditra (2/2)13  tsantsana
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 hantsambato [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  16 antsantsa, tsantsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19