|
|
|
|

Teny iditra1  tsambikimbola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitsambikinana fanaon' ny ankizy ka mitakoko ny tenany amin' izany, ary miforitra ny ranjony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19