Entrée tsakodara
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava] Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Upupa epops
Autres orthographes 
Synonymes barao ~ drao ~ takadalana
Exemples Tsifan'aomby ro ataony mohara / Voho lohan-tsakodara ro andesiny misara / Mba alao moa ze marary hotahany / Fa zay avao ahitany hany. [Razafiarivony: Harivolana]

Mis à jour le 2020/02/06