|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsakitsaky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 (taloha) Enti-milaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin' ny fampinomana na fampisotroana tangena
4 (ankehitriny) -1) Sombin-kanina kely indraim-bava hanin' ireo mpisotro zava-pisotro mahery. -2) Sakafo fanampiny, haninkanina [1.1]

Teny iditra (2/2)5  tsakitsaky
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 katsaka [Tambahoaka] [1.78]
8 ampemba [Tanosy] [1.78]
Voambolana  9  Haizavamaniry: ahitra

Fivaditsoratra  10 kitsakitsa, tsakitsaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12