|
|
|
|

Teny iditra1  tsaingohina
Fototeny  2 tsaingoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kaikerina tombohina amin' ny vava, toy ny fanaon' ny akoho: Notsaingohin' ilay akoholahy ny lo han' ny saka dia nandositra izy
5 Alaina amin-kakingana, amim-pahamailahana: Notsaingohin' ny saha kely ilay hena tetsy ambony talantalana [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  tsaingohina, 10 tsingaohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12