|
|
|
|

Teny iditra1  tsaikafina
Fototeny  2 tsaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fantenana; esorina ny vato kely miaraka amin' ny,..: Tsaikafo tsara ity vary ity fa be vato [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on trie, qu'on choisit: Zaza notsaikafina ireo (Ce sont des enfants choisis)
6 dont on enlève les pierres
7 dont on approche doucement, qu'on vole sans être vu [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12 tsaikaina

Fivaditsoratra  13 fitsaikana, 14 tafasikina, 15 tany fasika, tsaikafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17