Entrée | 1 tsaho |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny: Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha [1.1] |
Exemples |
4 Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany:
[2.472]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 15 4 combinaisons de ce mot |
Analogues | 16 sahoa, siosio, honohono, tsahotsaho, vaovao, resaky ny olona, tohono, fosafosa, ketsoketso |
Anagrammes | 17 hatso, 18 tsaho, 19 tsoha |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |