Entrée trobaka
Partie du discours nom
Définition malgache Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo [Rajemisa 1985]
Définition française trou [SLP 1986]

Entrée trobaka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny takibany tamin' ilay lefona tsy hita fiaviana [Rajemisa 1985]
 voaloaka [SLP 1986]
Définition française troué [SLP 1986]
Dérivations 

2012/10/01