|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; troaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandrenesana maharary eo amin' ny takiba mahatonga ho sempotra tsy avy miaina, tevika [1.1]
Voambolana  4  Fahasalamana

Teny iditra (2/2) 5 ; troaka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Feo re avy amin' ny tongotra miala avy ao anaty fotaka [1.1]

Fivaditsoratra  8 akotra, 9 atroka, 10 katrao, 11 katroa, 12 okatra, 13 rotaka, 14 takaro, 15 taroka, 16 toraka, 17 traoka, troaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04