|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tritry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 taolan-tehezana, tehezana
[Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala]
[1.78] 4 taolan-tehezana [Taisaka] [1.78] 5 tratra [Bara] [1.78] 6 Ny taolana mifampitohitohy amin' ny hazondamosin' ny olona na ny biby [1.1] 7 taolan-tratra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 côte
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 10 Haiaina |
| Tovy hevitra | 11 vany |
| Teny iditra (2/2) | 12 tritry |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 takiba, ila
[Taisaka]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|