|
|
|
|

Teny iditra1  tripanozaoma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [frantsay tripanozome] Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran' ny lalitra atao hoe tsetse, izay mahatonga aretin-torimaso, fa matory be tsy maharay tena izay voakaikitr' io lalitra io [1.1]
Voambolana  4  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12