Entrée trandraka
Partie du discours nom
Définition malgache Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany
¶ Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée trandraka
Partie du discours nom
Définition malgache Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise tail-less tenrec ( Tenrec ecaudatus) [https://www.tenrec.org]
Définition française tenrec commun ( Tenrec ecaudatus) [Tsimbazaza , https://www.tenrec.org]
 grand tenrec, tangue [https://www.tenrec.org]
  [Sakalava-Mayotte] hérisson [Andilidine: Lexique (takila T)]
Définition allemande Großer Tanrek [https://www.tenrec.org]
Vocabulaire 
Nom scientifique Tenrec ecaudatus
Autres orthographes 
Synonymes kelora
Exemples 
1Raha tsy mahazo toky tsy an-dava-bato ny trandraka. [Ndemahasoa: Antakay]
2"Dia anao ny tany fangalan' akanga, fangalan' tsipoy fangalan' orana, fangalan' trandraka, " hoy Andriainasinavalona. [Callet: Tantara, page 144]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31