|
|
|
|

Teny iditra1  toy inona
Singan-teny  2 toy, 3 inona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 comment? comme quoi? à quoi le comparer? [1.3#684]
Ohatra  6  Ny toy inona no tianao? [2.332#4]
7  Milina toy inona izany ry Neny? [2.117#72]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12