|
|
|
|

Teny iditra1  tositosika
Fototeny  2 tosika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 (duplicatif fréquentatif) [1.3]
Ohatra  5  Ataony zanak' omby kamboty, Ka tositosika no sakaiza, Fola-drambo no namana, Ampombo no sakafo. [2.69]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny rehetra  9 tsiatosika

Fivaditsoratra  tositosika, 10 tsiotsioka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09