Entrée torotoroka
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanala] anaram-borona miray karazana amin'ny vorondolo [Rakotosaona 1972]
 Karazana vorondolo, kelikely vatana, hita eny anaty hazo rehetra eny (halavany: 25sm) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Analogues  matoriandro ~ tararaka ~ vorondolo

2009/02/23