Entrée torebina
Partie du discours nom
Définition malgache [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Anglais: treble.
Synonymes torebiny

Mis à jour le 2020/07/31