Entrée toranina (torana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao izay hahatorana azy, izany hoe: tsy handrenesany maharary: notoranina izy tamin' ny nandidiana azy [1.1]
Morphologie 
Présent : toranina, toraniko, toraninao, toraniny, toranintsika, toraninay, toraninareo, toranin', toranin-, toranim-, torani-
Passé : notoranina, notoraniko, notoraninao, notoraniny, notoranintsika, notoraninay, notoraninareo, notoranin', notoranin-, notoranim-, notorani-
Futur : hotoranina, hotoraniko, hotoraninao, hotoraniny, hotoranintsika, hotoraninay, hotoraninareo, hotoranin', hotoranin-, hotoranim-, hotorani-
Impératif : torano

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20