|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tontaly |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[frantsay total] Fitambaran' ny isan-javatra rehefa akapoka ho iray: Iraika amby enimpolo sy telonjato no tontalin' ny volan' Ikoto sy Isambilo.
4Vokatra. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 16totaly, totaliny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|