|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tonotono
Fototeny  2 tono
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tonotono io zaza io
5 Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)7  toñotoño
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 toetra [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  toñotoño, tonotono

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21