|
|
|
|

Entrée1  tonon' andro tsy maha-lehilahy
Mots élémentaires  2  tonona, 3  andro, 4  tsy, 5  mahalehilahy
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7  enti-milaza fa na iza na iza rehefa sendra ny tonon' andro na vintan-dratsy tsy afa-manoatra; ilazana fa misy ny herin' ny vintana, ka na efa mitandrina mafy aza, dia mandaitra amin' ny tsy nampoizina ny vintana [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11