|
|
|
|

Teny iditra1  tonom-bilany
Singan-teny  2 tono, 3 vilany
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny fandrahoana ny fadinkena avy amin' ny omby nisaorana, ka niarahan' ny mpanjaka nihinana tamin' ny fianakaviany tamin' ny andro fandroana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12