Entrée tonizianina
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Ny firenena monina any amin' ny tanin' ny Tonizia (Afrika avaratra, atsinanana): Lazao ny anaran' ny mpanjakan' ny Tonizianina raha fantatrao
¶ Momba an' i Tonizia na an' i Tonizia na avy any Tonizia: Mahatratra enina hetsy ny mponina ao Tonisy, renivohitra tonizianina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Tunisian [3.1]
Définition française tunisien, tunisienne [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: tunisien.
Analogues  Tonizia

Mis à jour le 2012/12/27