|
|
|
|

Teny iditra1  tongomby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny fivikinana atao rehefa te hianjera amin' olona na zavatra ka ny tongotra no alefa aloha (jereo antongomby) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12