|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  tonaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (2/4)6  tonaka
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy! [1.1]
Kamban-teny rehetra  9 ilay tonaka

Teny iditra (3/4)10  toka
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12 Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Teny iditra (4/4)16  tonaka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 (pris adjectivement : fainéant, stupide). Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). Nom malgache relevé par Grandidier. Son origine est obscure. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  21 antoka, 22 kantao, 23 katona, 24 kotana, 25 takona, 26 tanako, 27 tokana, 28 tonàka, tonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/15