|
|
|
|

Teny iditra 1  tomika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Banga, tsy ampy, tsy efa, tsy ary fomba (fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe: "tsy misy"): Tsy misy tomika: feno tanteraka, tsy misy banga [1.1]
Ohatra  4  misy tomika amin"i Frantsa". [2.472#245]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tomika

Fivaditsoratra  6 kamoty, 7 matoky, 8 mitako, 9 mitoka, 10 motaky, 11 motika, tomika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20