|
|
|
|

Teny iditra1  tombam-boroka
Singan-teny  2 tombana, 3 voroka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Ireo bainga avadika miaraka amin' ny ahitra eo amboniny rehefa miasa tany vao; ataon' ny olona zezika ny tombamboroka [1.1]
Voambolana  6  Toe-karena: fambolena

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11