|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tombaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ireo vakivakimbola fahizay silaky ny farantsa na ariary ka nampiasaina ho toy ny vola madinika
4 Vaky, loaka: Ela vao ho tombaka io hazo io amin' iny fitaovana iny [1.1] 5 loaka [Tambahoaka] [1.78] 6 lavaka [Sihanaka] [1.78] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 8 tambako, tombaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|