Entrée tomba > tombana
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny bainga avadiky ny angady amin' ny fiasana ny tany. [1.1]
Explications en français Les mottes de terre qu'on a soulevées en travaillant la terre [1.3]
Exemples Noho izany, nandefasany iraka hizaha ny vary maitso eny an-tanimbary, hanombana ny akotry tokony hiakatra amin' iny mahiry iny, dia izay tombana izay no takina amin' ny tompon-tanimbary rahefa tonga ny fararano. [2.472]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée tomba > tombana
Partie du discours nom
Explications en malgache Faminavinana izay tokony ho vidin' ny zavatra iray: Araka ny hevitrao, ohatrinona no tomban' ity trano ity? [1.1]
Exemples Eto tsy akory tsy misy tombana, fa ny tena vidiny no izany nolazaiko izany. [2.472]
Dérivés 
 
Mots composés 

Anagrammes