|
|
|
|

Teny iditra1  tomarotaroka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mandefa taroka vaventy sy betsaka, mandrobona sy vaventy ravina: "Itony aviavy tomarotaroka / Maha-te hipetraka hialokatoka". (Ny Avana) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12