|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tokazo |
| Singan-teny | 2 tokana, 3 hazo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Foto-kazo na hazo nalevina ila natao hamatorana omby
6 hazo manirery [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a single tree
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 un arbre seul
[2.415] 9 (contraction de tokana : un et hazo). Arbre seul sur une éminence, sur un sommet rocheux. On dit souvent an-tokazo pour désigner un tel lieu. C'est un toponyme fréquent : nom de village ou de lieu-dit. Ne pas confondre avec hazotokana . [1.196] |
| Ohatra |
10 Ny teny amiko koa mba nalahatro tamin' ny azy teo am-pototry ny tokazo lehibe anankiray.
[2.643#]
|
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Teny iditra (2/2) | 12 tokazo |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Vola farantsa volafotsy misy sarina foto-kazo amin' ny ilany iray
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 la pièce de cinq francs de la République bolivienne où un arbre était représenté
[2.415] |
| Ohatra |
16 ny vola tokazo dia vola avy any Bolivie misy sarina hazo midoroboka sy sarim-biby «lama» anankiroa.
[2.436#]
|
| Voambolana | 17 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Fivaditsoratra | tokazo, 18 tokôza |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|