Entrée tokatoka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Karazan-tononkira na tononkalo betsimisaraka mitanisanisa zavatra mifangaro, tsy dia mba mifototra amin' ny zavatra iray, nefa kosa mirindra sy manara-paika aoka izany: indraindray koa fitanisana na fitsikerana eritreritra samihafa, fihetseham-po [1.1]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31