Entrée tohy loha (tohy, loha)
Partie du discours locution
Définition malgache ilazana ny lamba izay nampiana ila keliny mifampitohy ny lambanany; atao hoe: "kely ila" koa ny anaran' ny lamba toy izany [Rajemisa 1985]
 [ tohiloha ] Lamba efa malemy sy rovitra ka ny sisiny roa no avitrana atao ampovoany [Rajemisa 1985]
Traduction française action de mettre au milieu et de coudre les bords extérieurs d'un lamba dont le milieu est usé [Abinal 1888]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31