|
|
|
|

Teny iditra1  toho-tsofina
Singan-teny  2 tohoka, 3 sofina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny malemilemy, bitsibitsika [1.1]
Ohatra  6  Indray andro nanao resaka tohotsofina tamin' ny olona anankiray taoan-tanàna Ingahy Ravelo, fa mahita soga bintsy, hono. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11