| Entrée | 1 tohinina | 
| Radical | 2 tohina | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Kasihina kely: Aza tohininao aho fa manoratra [1.1] | 
| Exemples | 5   Tsy maintsy tohinina foana io fery maharary anay rehetra io.
[2.472#] 6 ary tsira-pahazavana no mananika ny tendro amam-batan' ny Tanàna, sady vonona hanohitra ny farasisan' ny ririnina mihamihintsana tohinina. [2.285#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 tsy tohinina | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 13 ihantony, 14 tohinina | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |