|
|
|
|

Teny iditra1  toe-dahy
Singan-teny  2 toetra, 3 lahy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 toetra mitovitovy amin' ny an' ny lehilahy na amin' ny fihetsika na amin' ny fomba fisaina [1.1]

Fivaditsoratra  6 haditeo, toe-dahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12