|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  todiana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Voronkely misy fotsy eo amin' ny feny sy eo ambony kibony [Tsimihety] [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: vorona

Teny iditra (2/2)5  todiana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Omby mitovy volo amin' ny todiana [Tsimihety] [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12