|
|
|
|

Teny iditra1  tinombana
Fototeny  2 tombana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voatombana, notombanana, novinavinaina ny tokom-bidiny:
5 Notinombana ny vidin' ilay tanimbary ka hay tsy takatry ny vola [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 évalué [1.3#718]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 voatombana

Fivaditsoratra  11 mibontana, tinombana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17