|
|
|
|

Teny iditra1  tifaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tapaka na vaky ka miparitaka, tapaka ka mipitika. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Fivaditsoratra  11 fatika, 12 fitaka, 13 Tafika, tafika, tifaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21