|
|
|
|

Teny iditra1  tevatevaina
Fototeny  2 tevateva
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Haratsina, tsiratsiraina, atao tsinontsinona: Nahoana no tevatevainao ny raiko? [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9 tevatevazina

Fivaditsoratra  10 itevatevana, tevatevaina, 11 vetavetaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17