Entrée | 1 tetibola |
Mots élémentaires | 2 tetika, 3 vola |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en français |
5 budget [1.13] |
Exemples |
6 Sehatry ny tetibola voafehy ao anatin' ny fitantanana ny volam-panjakana.
[1.384#]
7 Tsapa anefa fa nanomboka tamin' ny Repoblika fahatelo, dia voafetra ho andro vitsivitsy ny ady hevitra momba ny tetibola. [4.27#] |
Vocabulaire | 8 Economie: finances, gestion |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |