|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tetezam-bato
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 pont en pierre [0]
Ohatra  4  Ary tsy izany ihany fa nanao asa soa koa izy, toy ny tetezambato teny Tanjombato, ny tetezana teny Ambaniala sy teny Ampitantafika, mba hanala fahasahiranana ny olona. [2.508#526]

Teny iditra (2/3)5  tetezambato
Singan-teny  6 tetezana, 7 vato
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 (dialecte ?) (de tetezana : pont, passerelle ; et vato : pierre ; plante introduite devenue très envahissante ; elle bouche souvent les canaux entre les pierres). Eichhornia crassipes (Mart.) Solms (Pontederiaceae). Nom relevé par Decary.
10 Introduite comme plante décorative sous le nom de Jacinthe d'eau ou d'Orchidée d'eau par les Français. Devenue rapidement envahissante.
11 C'est un exemple du danger qu'il peut y avoir à introduire sans précaution certaines espèces végétales. [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)14  Tetezambato
Singan-teny  15 tetezana, 16 vato
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  18  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  tetezam-bato, Tetezambato, tetezambato

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21