Entrée teta
Partie du discours nom
Explications en malgache Faritra amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny tendron' ny fe ambony sy ny vaniana, na ny kibo malemy. (Eo amin' ny tata mazàna no mpisy ny atodintariana) [Rajemisa 1985]
Explications en français aine, le bas-ventre [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31