|
|
|
|

Teny iditra1  teôria
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 hevitra aorin'ny saina, mampikambana lalàna maromaro amin'ny fotokevitra iaingana iray, izay ahazoana manatsoaka azy ara-lôjika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 théorie [1.13]
Voambolana  5  Filôzôfia

Fivaditsoratra  6 ietrao, teôria

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12