|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tempoly |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Trano natokana hivavahana: Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: farizianina ny iray ary poblikanina ny anankiray
4 Trano fiangonan' ny Protestà, mifanohitra amin' ny eglizy, ilazana ny trano fiangonan' ny Katolika [1.1] |
| Voambolana | 5 Fivavahana |
| Fivaditsoratra | 6 mpitelo, tempoly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|