|
|
|
|

Teny iditra1  telovina
Fototeny  2 telo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zaraina telo: Noteloina ny fananan' i dada sy neny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be divided into three [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on partage en trois [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  10 teloina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12