|
|
|
|

Teny iditra1  tefahina
Fototeny  2 tefaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana tefaka na tehamaina, kapohina: Nahoana no tefahinao ny zanako
5 Asiana teny maharary [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  tefahina, 10 tehafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12