|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 teboka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mari-pijanonan-tsoratra (.) ampiasaina rehefa mamarana fehezanteny.
[1.1] 4 mari-piatoana [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 period
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 point
[1.5, 1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 9 Haiteny |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Mari-tsoratra sy marika hafa |
| Teny iditra (2/2) | 12 teboka |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 fihaonan'ny hitsy roa mifanapaka
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 a mathematical point, the intersection of two lines
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 point
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 18 Matematika: rafitsary |
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 21 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 takebo, teboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/15 |
|