|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 teatira |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fampisehoana an-tsehatra tantara mampangitakitaka na mampahonena na mampihomehy, izay velomin' olona hita mihetsika sy miresaka toy ny amin' ny fiainana andavanandro izao: Mijery teatira
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
| Fivaditsoratra | teatira, 5 tera-tay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|