|
|
|
|

Teny iditra 1  TCE    
Sokajin-teny  2  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaran' ny lalamby hatramy Antananarivo ka hatramy Toamasina. TCE dia ny fanafohezan-tenin' ny hoe "Tananarive Côte Est". Ireto ny fijanonany:
4 0,0 km: Antananarivo Soarano
5 2,5 km: Anosibe
6 4,5 km: Soanierana
7 9,0 km: Mandroseza
8 13,4 km: Ambohipeno
9 15,7 km: Ambohimanambola
10 19,6 km: Ampano
11 23,7 km: Anjeva
12 25,2 km: Ampahimasina
13 29,4 km: Farariana
14 31,2 km: Nandihizana [Carion]
15 34,8 km: Ampitambe
16 42,6 km: Sambaina
17 44,5 km: Ambohimandry
18 48,5 km: Manjakandriana
19 59,5 km: Ambatolaona
20 70,4 km: Mandraka
21 79,8 km: Ambohimanjaka
22 86,8 km: Anjiro
23 94,0 km: Ambodinifody
24 104,4 km: Mangoro
25 122,1 km: Moramanga
26 136,6 km: Ampasimpotsy [Masse]
27 148,3 km: Andasibe [Périnet]
28 159,3 km: An' ala [La Forêt]
29 168,6 km: Fanovàna
30 178,6 km: Ambatovola
31 193,3 km: Andekaleka [Rogez]
32 209,4 km: Lohariandava [Junck]
33 226,2 km: Fanasana [Mouneyres]
34 239,6 km: Razanaka [Géraud]
35 254,8 km: Anivorano
36 263,6 km: Ambodivandrika [La Bourdonnais]
37 270,8 km: Ampasimanolotra [Brickaville]
38 284,7 km: Ambila-Lemaitso
39 301,7 km: Ampanotoamaizina
40 313,4 km: Andranokoditra
41 322,2 km: Tampina
42 336,3 km: Ankarefo
43 353,1 km: Mahatsara
44 357,7 km: Ivondro
45 369,7 km: Manangareza
46 371,4 km: Toamasina [Tamatave-Manguiers] [3.1]
Sary 
47  48  49 
50  51 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19