|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  tata-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe tataka

Teny iditra (2/6)3  tatà
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 alafady [Mahafaly] [1.78]

Teny iditra (3/6)6  tata
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 fandraisan-javatra avy ao amin'ny fanambaniny [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (4/6)9  tata
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11 root of tataina [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (5/6)13  tata
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 tsodrano, saodrazana, fiantsoana ny razana [Bara] [1.78]
16 tsodrano [Mahafaly] [1.78]

Teny iditra (6/6)17  tata
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 fivavahan'ny jentilisa [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  tata, tatà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21